FISORATANA ANARANA

28 Mey 2018: Manomboka ny fisoratana anarana
15 jiona 2018: Fandraisana ny fisoratana anarana ny ekipa 
22 jiona 2018: Fandraisana ny lisitra farany ny mpilalao anaty ekipa

Ny antsapaka dia hatao amin'ny faha 23 Jiona 2018 amin'ny 2 ora tolankandro ao CÉGEP de l'Outaouais. 
Afaka arahana @ videoconference koa io.
 

Ny formulaire hilaina amin"ny fisoratana anarana dia afaka raisina mivantana etsy ambany.