Taranja faha dimy nampidirina tao amin'ny  RSM.

Ny fifaninanana voalohany dia natao tamin'ny RSM Washington DC 2015.

 

Marihina fa hatreto dia tsy mbola taranja raikitra tanteraka izy io fa ny Komity Mpikarakara rehetra efa miezaka ny fisiny isaky ny RSM.