Baskety

Taranja voalohany nahafahana nanamory sy nanangana ny RSM eto Amerika Avatra ny 23 Mai 2002

Tennis

Taranja faha dimy nampidirina tao amin'ny  RSM.

Ny fifaninanana voalohany dia natao tamin'ny RSM Washington DC 2015.

 

Marihina fa hatreto dia tsy mbola taranja raikitra tanteraka izy io fa ny Komity Mpikarakara rehetra efa miezaka ny fisiny isaky ny RSM.